| Teny iditra | fandrora (rora) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mandrora Azo rorana: Tsy fandrora, hono, ny tay maina fa mankarary tenda [1.1] | ||
| Ce qu’on peut cracher, manière de cracher [1.3] | ||
| Ohatra | ilay olona fandrora amin' ny tavany aho.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |
|