| Teny iditra | fangorona (horona) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mangorona Azo ahorona [1.1] | ||
| Ohatra | Izay rehetra eny amin' ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|