|
|
|
|

Teny iditra fanimpitony (impito (fito))
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1]
 Pour la septième fois [1.3]
Ohatra Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : fanimpito, fanimpitony

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/13