|
|
|
|

Teny iditra fanindry (tsindry)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manindry
Azo tsindriana [1.1]
 Anything used to press something down with. [1.2]
 Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3]
Ohatra Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436]

Teny iditra fanindry
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [1.78]
 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1]
 A species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2]
 Espèce de buse [1.54]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Buteo brachypterus
Ohatra ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996]
Tovy hevitra bobaky ~ endry ~ hindry ~ pompa ~ tinoro

Teny iditra fanindry
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [1.1]

Teny iditra fanindry
Sokajin-teny anarana
 Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08