| Teny iditra | fanineniny (inenina (enina)) | ||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||
| Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho [1.1] | |||
| Pour la sixième fois [1.3] | |||
| Ohatra | Mbola nanana anaka koa Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin' i Jakoba
[2.996] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|