|
|
|
|

Teny iditra fanisana (isa)
Sokajin-teny anarana
 Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
 The act of counting [1.7]
 L'action de compter [1.3, 1.8]
 Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Ohatra 
1fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
2Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Lahatsoratra 

Teny iditra fanisana (sisa)
Sokajin-teny anarana
 Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
 L'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Teny iditra Fanisana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
 Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
 Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
 Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra Nomery
Lahatsoratra 
Lahatsiratra manontolo Baiboly iraizotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11