| Teny iditra | fara aman-dimby | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fara, amana, dimby | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: solo | |
| Ohatra | Tsy mamela fara aman-dimby amin'ny fokony izy
[2.996] | |
| Tovy hevitra | fara amana dimby ~ fara mandimby ~ fara sy dimby | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|