| Teny iditra | fehykibo > fehikibo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | fehy, kibo | |
| Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1] | ||
| [ fehy kibo ] A girdle, a girth. fehin-kibo also used [1.2] | ||
| A belt [1.7] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano.
[2.649] | |
| Tsipelina hafa | fehinkibo ~ fehin-kibo | |
|
|