|
|
|
|

Teny iditra fileony (leony)
Sokajin-teny anarana
 Mpimamo, mpidoroka [1.1]
 Ivrogne [1.3]
Ohatra dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. [2.996]
Tovy hevitra mpileony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20