|
|
|
|

Teny iditra fintina
Sokajin-teny anarana
 Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy haka toerana be: Tsara fintina mihitsy ato anaty fiarambahoaka ato [1.1]
 Shrinking, corrugation [1.2]
 Resserrement, rétrécissement, diminution de volume [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra fintina (finty)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [Provincial] To be tied up [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fintina, fintiko, fintinao, fintiny, fintintsika, fintinay, fintinareo, fintin', fintin-, fintim-, finti-
Ny lasa : nofintina, nofintiko, nofintinao, nofintiny, nofintintsika, nofintinay, nofintinareo, nofintin', nofintin-, nofintim-, nofinti-
Ny hoavy : hofintina, hofintiko, hofintinao, hofintiny, hofintintsika, hofintinay, hofintinareo, hofintin', hofintin-, hofintim-, hofinti-
Filaza mandidy : fintio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20