| Teny iditra |
mifintina
(fintina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana Tery mifinjifinjy: Dia manao akanjo mifintina loatra ity ianao! Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny [1.1]
|
| | To shrink, to grow less, to contract, to draw one's limbs together. [1.2]
|
| | To shrink, to become smaller or shorter [1.7]
|
| | Se rétrécir, être raccourci; diminuer [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifintina |
| Ny lasa : |
nifintina |
| Ny hoavy : |
hifintina |
| Filaza mandidy : |
mifintìna |
|
|
| Teny iditra |
mifintìna
(fintina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifintina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|