| Teny iditra |
mamintina
(fintina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [1.1]
|
| | To contract, to reduce to a small compass. [1.2]
|
| | To diminish, to shorten, to abbreviate [1.7]
|
| | Diminuer, raccourcir, abréger; résumer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa
[2.508]
|
| 2 | Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo.
[1.369]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamintina |
| Ny lasa : |
namintina |
| Ny hoavy : |
hamintina |
| Filaza mandidy : |
mamintìna |
|
|
| Teny iditra |
mamintìna
(fintina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintina
|
|