|
|
|
|

Teny iditra fitalahoana (talaho)
Sokajin-teny anarana
 Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra
Mitovy hevitra: fiambezoana ~ fitampesonana [1.1]
 L'action de prier, de demander, la cause [1.3]
Ohatra Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20