| Teny iditra | fomba | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fiaraka mandeha, fanotrona Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany [1.1] | |||||
| Custom, habit. [1.2] | |||||
| A custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7] | |||||
| Coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | fomba | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Raphia ruffia | ||||
| Tovy hevitra | fombanala | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
|