|
|
|
|

Teny iditra gaingaina (gaina)
Sokajin-teny anarana
 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra gaina [tsy fampiasa kokoa noho gaingaina]

Teny iditra gaingaina
Sokajin-teny anarana
 See daindaina [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12