| Teny iditra | mampigaingaina (gaingaina (gaina)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina.
[2.583] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|