|
|
|
|

Teny iditra hafainganana (faingana)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
 Rapidity, speed [1.7]
 Rapidité, vitesse [1.8]
Ohatra Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana. [2.4]
Tovy hevitra fahafainganana ~ hafaingana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03