| Teny iditra | hafaingana (faingana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1] | ||
| Vitesse, rapidité, célérité [1.13] | ||
| Tovy hevitra | fahafainganana ~ hafainganana ~ halaky | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29 |
|