|
|
|
|

Teny iditra hanao
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
  [Taisaka] Ianao [1.78]
  [Bara] ianao, ise, ialahy [1.78]
  [Tanosy] hianao, ianao [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra hanao (tao)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao manao

Teny iditra hanao (hana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hanaina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17