| Teny iditra | harina (hary) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Azo angonina, vorina [1.1] | |||||||||
| To be accumulated [1.2, 1.7] | |||||||||
| To be collected [1.2] | |||||||||
| To be saved up [1.7] | |||||||||
| Qu'on économise; qu'on accumule [1.8] | |||||||||
| Qu'on a acquis par son travail [1.196] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | harina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fanolanam-pary hanaovana siramamy gasy [1.1] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | harina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bezanozano, Merina] (de arina : charbon de bois) Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae). Bois de peu de valeur, généralement utilisé à faire du charbon ou comme combustible [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Teny iditra | harina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bezanozano, Sihanaka] (de harina : qu'on a acquis par son travail) Nom des Phylloxylon ensifolium Baill. et Phylloxylon phyllanthoides Baker ined.(Fabaceae), dont le bois très dur et difficile à travailler fait des très jolis meubles. Voir aussi harahara. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Phylloxylon ensifolium, Phylloxylon phyllanthoides | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26 |
|