|
|
|
|

Teny iditra hatavy (tavy)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe matavy
Ohatra 
1Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao [1.437]
2ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69]

Teny iditra hatavy (tavy)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1]
Tovy hevitra hatavezana

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29