| Teny iditra | herinandro | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Singan-teny | herina, andro | ||||||||
| Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [1.1] | |||||||||
| A week [1.7] | |||||||||
| Une semaine [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |
|