| Teny iditra | hifitra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy Fenofeno matavy [1.1] | ||
| Tovy hevitra | hifotra | |
| Teny iditra | hifitra (fitra) | |
| Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|