|
|
|
|

Teny iditra mila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
Mangataka: Mila hevitra aminao aho
Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
Efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity
Mitovy hevitra: manao antsongo ravina ~ mandranto ady ~ manenjan-tsandry ~ mihaika ~ mihantsy ady ~ miharana ady ~ mitoha ady [1.1]
 To want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
 To need; to ask for [1.7]
 Avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mila
Ny lasa : nila
Ny hoavy : hila
Filaza mandidy : milà

Teny iditra milà (ila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14