| Teny iditra | himpina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | himpona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/10/15 |
|