|
|
|
|

Teny iditra honina
Sokajin-teny anarana
 Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra honinkonina

Teny iditra honina (onina)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17