| Teny iditra | ilasiroa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | ila, roa | |
| Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1] | ||
| [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
[2.5] | |
| Tsipelina hafa | lasiroa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
|