|
|
|
|

Teny iditra indroasina (indroa (roa))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Averina fanindroany: Tandremo sao indraosinao iny fahadisoanao iny [1.1]
 See roa [1.2]
 Qu'on fait pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : indroasina, indroasiko, indroasinao, indroasiny, indroasintsika, indroasinay, indroasinareo, indroasin', indroasin-, indroasim-, indroasi-
Ny lasa : nindroasina, nindroasiko, nindroasinao, nindroasiny, nindroasintsika, nindroasinay, nindroasinareo, nindroasin', nindroasin-, nindroasim-, nindroasi-
Ny hoavy : hindroasina, hindroasiko, hindroasinao, hindroasiny, hindroasintsika, hindroasinay, hindroasinareo, hindroasin', hindroasin-, hindroasim-, hindroasi-
Filaza mandidy : indroasy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20