|
|
|
|

Teny iditra minona (inona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
 Boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3]
Ohatra Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minona
Ny lasa : ninona
Ny hoavy : hinona
Filaza mandidy : minòna

Teny iditra minòna (inona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20