|
|
|
|

Teny iditra isafatsiroa
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny isa, fa, tsy, roa
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fatratra
Ohatra miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina [2.472]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22