| Teny iditra | isa fa tsy roa | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | isa, fa, tsy, roa | |
| Tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] | ||
| Incomparable, unique, sans égal [1.3] | ||
| Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415] | ||
| Tovy hevitra | tsy manam-paharoa | |
| Tsipelina hafa | isafatsiroa ~ safatsiroa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |
|