|
|
|
|

Teny iditra isam-balahazo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny isa, balahazo
 Hira sy haisoratra betsileo; hira fanaon'ny tovolahy raha mifampiaika amin'ny tolona [1.1]
Mpanahaka  isam-balahazo ~ isan' andravava ~ isan-drary

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/05