| Teny iditra | isan' andravava | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | isa | |
| Hira sy haisoratra betsileo: hiran-dalao ankapobeny, fa indrindra ho fiderana ny andriana na ny olo-malaza [1.1] | ||
| Tovy hevitra | kilalao | |
| Mpanahaka | isam-balahazo ~ isan-drary ~ kitari-daolao | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/05 |
|