| Teny iditra | iva | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1] | ||
| Low [1.7] | ||
| Bas [1.8, 1.13] | ||
| Tohi-kevitra | avo | |
| Mpanahaka | fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta | |
| Teny iditra | iva | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| [Bara] [1.78] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | Iva | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Ivah [2.996] | ||
| Ivva [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | Avà | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23 |
|