| Teny iditra | jaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana Vola natao solon' izany Fanomezana [1.1] | ||
| [Sihanaka] Haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [1.78] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | jaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Teny, fiteny [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
|