| Teny iditra | mijaka (jaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha any amin' ny fanasan-kavana hihinana jaka, mihinana jaka any amy...: Nijaka tany amin-dry Nenihavana izahay taona itsỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mijaka | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] Miteny [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mijakà (jaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijaka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|