| Teny iditra | kadina (kady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1] | |||||||||
| Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | kadina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Latsintafo tanimanga [1.13] | |||||||||
| Bardeau [1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|