| Teny iditra | kady | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] | ||
| Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | kiady | |
| Teny iditra | kady | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Bruit de l'eau dans une barrique. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|