|
|
|
|

Teny iditra kadio > hadio (dio)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe madio
Ohatra 
1fanasàna azy hadio tsara [2.366]
2Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio [2.424]

Teny iditra kadio > hadio (dio)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1]
Tovy hevitra hadiovana ~ fahadiovana

Teny iditra kadio > hadio (hady)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina [Fitanisana]
Ohatra Indimy na inenina izy no nanao hoe : " Hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina [2.649]

Teny iditra kadio > kadina (kady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1]
 Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kadina, kadiko, kadinao, kadiny, kadintsika, kadinay, kadinareo, kadin', kadin-, kadim-, kadi-
Ny lasa : nokadina, nokadiko, nokadinao, nokadiny, nokadintsika, nokadinay, nokadinareo, nokadin', nokadin-, nokadim-, nokadi-
Ny hoavy : hokadina, hokadiko, hokadinao, hokadiny, hokadintsika, hokadinay, hokadinareo, hokadin', hokadin-, hokadim-, hokadi-
Filaza mandidy : kadio

Teny iditra kadio > kadina
Sokajin-teny anarana
 Latsintafo tanimanga [1.13]
 Bardeau [1.13]
Voambolana