| Teny iditra |
kahihitra
(hihitra)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
[1.1]
|
| | A confirmed penurious person [1.2]
|
| | Stingy, avaricious [1.7]
|
| | Ladre, sordide d'avarice [1.3, 1.8]
|
| | Lésineux [1.3]
|
| | Avare [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny;
[1.38]
|
| 2 | Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy.
[2.996]
|
|
| Tovy hevitra | |
|