|
|
|
|

Teny iditra kakakaka
Sokajin-teny anarana
 Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. [1.1]
 Loud laughter [1.7]
 éclats de rire [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
3Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895]
Sampanteny 

Teny iditra kakakaka (kaka)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20