|
|
|
|

Teny iditra mikakakaka (kakakaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka
Mitovy hevitra: latsaky ny hehy ~ lokin' ny hehy ~ manao hehy ranovaky ~ mikanikany ~ mikikikiky ~ mitokelaka ~ mitolakàka ~ mitsikanikany ~ mitsikikikiky [1.1]
 To laugh loudly [1.7]
 Rire aux éclats [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikakakaka
Ny lasa : nikakakaka
Ny hoavy : hikakakaka
Filaza mandidy : mikakakakà

Teny iditra mikakakaka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] Zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny [1.78]

Teny iditra mikakakakà (kakakaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikakakaka [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20