| Teny iditra | kamarabe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | kamara, be | |
| Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay [1.1] | ||
| Femelle de caméléon [2.415] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | kamaitso ~ kamora ~ soamarandrana ~ tanavavy | |
| Teny iditra | kamarabe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | kamara, be | |
| Se disait des épouses méchantes [2.415] | ||
| Ohatra | ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra.
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |
|