| Teny iditra | soamarandrana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|