|
|
|
|

Teny iditra kamora
Sokajin-teny anarana
 Anarana ilazana ny vantotra tanavavy, izay atao hoe koa "soamarandrana" [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  kamaitso ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanavavy

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23