| Teny iditra | kararavina (ravina) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [1.10] | ||
| Manify dia manify [1.1] | ||
| Très mince comme une toile d'araignée [1.3] | ||
| Ohatra | Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|