|
|
|
|

Teny iditra lalao
Sokajin-teny anarana
 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1]
 Play, recreation, amusement [1.7]
 Jeu, amusement [1.8]
Ohatra 
1Lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437]
2nefa inona no lalao hataontsika? [2.69]
Lahatsoratra 

Teny iditra lalao (lala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lalaina [Fitanisana]
Ohatra Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14