|
|
|
|

Teny iditra kinajy (kajy)
Sokajin-teny anarana
 Kajina, tandremana tatratra: Nokinajiny ny fihavanana nandritra ny fiainany [1.1]
  [1.1]
 Traité avec attention, bien fait, soigné [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kinajy, kinajiko, kinajinao, kinajiny, kinajintsika, kinajinay, kinajinareo, kinajin', kinajin-, kinajim-
Ny lasa : nokinajy, nokinajiko, nokinajinao, nokinajiny, nokinajintsika, nokinajinay, nokinajinareo, nokinajin', nokinajin-, nokinajim-
Ny hoavy : hokinajy, hokinajiko, hokinajinao, hokinajiny, hokinajintsika, hokinajinay, hokinajinareo, hokinajin', hokinajin-, hokinajim-
Tovy hevitra voakajy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21