|
|
|
|

Teny iditra voakajy (kajy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Traité avec attention, bien fait, soigné [1.3]
Ohatra Ny fiantsoana miaramila ho lasa manamboninahitra ambony, tsy voakajy ary tsy nahatsinjo lavitra, izay natao hatrizay ary mbola atao tsy am-peheverana mandrakizao, dia mainka koa mampihombo ny aretina [4.27]
Tovy hevitra kinajy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24