| Teny iditra | kingakinga (kinga) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | kinga | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|